FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+

  • Zefania 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hamelako olona manetry tena sy tsy mieboebo eo aminao.+ Ary ny anaran’i Jehovah no hialofany.+

  • Matio 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.

  • Lioka 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+

  • Jakoba 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy ny mahantra+ eo amin’izao tontolo izao ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena+ amin’ny finoana, sy ho mpandova ilay fanjakana nampanantenainy an’ireo tia azy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara