Jaona 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Fa raha manao izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia minoa kosa noho ny asa ataoko,+ mba hahafantaranareo ary mbola hahafantaranareo hatrany fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+
38 Fa raha manao izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia minoa kosa noho ny asa ataoko,+ mba hahafantaranareo ary mbola hahafantaranareo hatrany fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+