FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+

  • Marka 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izay rehetra afenina dia mbola haseho, ary izay rehetra tsara afina dia mbola haharihary.+

  • Lioka 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa tsy misy zavatra tsara afina izay tsy haharihary, na zava-miafina izay tsy ho fantatra.+

  • 1 Korintianina 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa aza mitsara+ na inona na inona alohan’ny fotoana voatondro, eny, mandra-piavin’ny Tompo.+ Izy no hampiseho mazava ny zava-miafin’ny haizina+ sy hampiharihary ny fikasan’ny fo.+ Amin’izay dia samy hahazo fiderana avy amin’Andriamanitra+ ny tsirairay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara