FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy izao no nahaterahan’i Jesosy Kristy:

      Efa voafofo+ ho vadin’i Josefa i Maria renin’i Jesosy no* nitoe-jaza noho ny herin’ny fanahy* masina,+ raha mbola tsy niray trano izy roa.

  • Matio 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Rehefa avy nieritreritra tsara momba izany anefa i Josefa, dia niseho taminy tao amin’ny nofy ny anjelin’i Jehovah, ka nilaza hoe: “Ry Josefa zanak’i Davida, aza matahotra ny hitondra an’i Maria vadinao ho ao an-tranonao, fa avy tamin’ny fanahy masina ny zaza ao an-kibony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara