Jakoba 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany, satria ratsy ny anton’ny fangatahanareo,+ dia ny handanianareo izany ho amin’ny fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo.+
3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany, satria ratsy ny anton’ny fangatahanareo,+ dia ny handanianareo izany ho amin’ny fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo.+