FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+

  • Isaia 53:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa homeko anjara miaraka amin’ny maro izy.+ Hifampizara babo miaraka amin’ireo mahery izy,+ noho izy nanolotra* ny ainy ho amin’ny fahafatesana.+ Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna izy.+ Nitondra ny fahotan’ny maro koa izy,+ ary mpanelanelana+ eo amin’ireo mpandika lalàna.

  • Kolosianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nahanjahanjan’Andriamanitra ny fanjakana sy ny fahefana+ ka nasehony teny imasom-bahoaka toy ny olona resy+ ireny, ary notarihiny tao amin’ny filaharan’ny mpandresy,+ tamin’ny alalan’ny hazo fijaliana.

  • 1 Jaona 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Avy amin’Andriamanitra ianareo, ry zanako malalako, ary efa naharesy an’ireny olona ireny,+ satria ilay tafaray+ aminareo dia lehibe noho+ ilay tafaray amin’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara