Lioka 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hifaly sy hiravoravo ianao, ary maro koa no hiravoravo+ amin’ny hahaterahany. Romanina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.