Matio 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary namaly azy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo sasany hoe: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+ Matio 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nanatona azy ny Fariseo+ sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra, mba hamandrihana azy.+ Jaona 4:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy anefa i Jesosy: “Tsy hino mihitsy mantsy ianareo raha tsy mahita famantarana+ sy fahagagana.”+ Jaona 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hoy ireo: “Inona àry no famantarana+ ataonao mba ho hitanay ka hinoanay anao? Inona no asa ataonao?
38 Ary namaly azy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo sasany hoe: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
16 Ary nanatona azy ny Fariseo+ sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra, mba hamandrihana azy.+
48 Hoy anefa i Jesosy: “Tsy hino mihitsy mantsy ianareo raha tsy mahita famantarana+ sy fahagagana.”+
30 Hoy ireo: “Inona àry no famantarana+ ataonao mba ho hitanay ka hinoanay anao? Inona no asa ataonao?