FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:61
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 ka niteny hoe: “Nilaza io lehilahy io hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy ny manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+

  • Matio 27:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 no niteny hoe: “Ry ilay nilaza hoe handrodana ny tempoly+ sy hanorina azy ao anatin’ny telo andro, vonjeo ny tenanao! Raha zanak’Andriamanitra ianao, midìna avy eo amin’ny hazo fijaliana!”+

  • Marka 14:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 “Efa renay izy nilaza hoe: ‘Harodako ity tempoly nataon-tanana ity ka hanorina hafa tsy nataon-tanana aho rehefa afaka telo andro.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara