Isaia 53:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+ Lioka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary natao teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+
9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+
33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary natao teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+