Jaona 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary ny anankiray tamin’ny mpianany, dia ilay tian’i Jesosy,+ no nandry ilika teo akaikin’ny tratrany. Jaona 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!” Jaona 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Io mpianatra+ io ilay nanambara sy nanoratra izany zavatra izany. Ary fantatsika fa marina ny fanambarany.+
23 Ary ny anankiray tamin’ny mpianany, dia ilay tian’i Jesosy,+ no nandry ilika teo akaikin’ny tratrany.
26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!”
24 Io mpianatra+ io ilay nanambara sy nanoratra izany zavatra izany. Ary fantatsika fa marina ny fanambarany.+