Jaona 19:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mbola nolefonin’ny iray tamin’ireo miaramila ihany anefa ny takibany,+ ka tonga dia nisy ra sy rano nivoaka. 1 Jaona 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Manoratra aminareo izahay momba ilay tenin’ny fiainana,+ izay efa nisy hatrany am-piandohana,+ sy efa renay,+ sy hitan’ny masonay,+ ary nojerenay+ tsara sy notsapain’ny tananay,+
34 Mbola nolefonin’ny iray tamin’ireo miaramila ihany anefa ny takibany,+ ka tonga dia nisy ra sy rano nivoaka.
1 Manoratra aminareo izahay momba ilay tenin’ny fiainana,+ izay efa nisy hatrany am-piandohana,+ sy efa renay,+ sy hitan’ny masonay,+ ary nojerenay+ tsara sy notsapain’ny tananay,+