Asan’ny Apostoly 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy niakatra tany an-danitra i Davida,+ raha ny marina, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+ Hebreo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa asehon’ny fanahy masina mazava àry fa mbola tsy naharihary ny lalana+ mankao amin’ny toerana masina raha mbola nijoro ilay tranolay voalohany.+
34 Tsy niakatra tany an-danitra i Davida,+ raha ny marina, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+
8 Koa asehon’ny fanahy masina mazava àry fa mbola tsy naharihary ny lalana+ mankao amin’ny toerana masina raha mbola nijoro ilay tranolay voalohany.+