FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tatỳ aoriana, dia nitondra olona avy any Babylona+ sy Kota sy Ava+ sy Hamata+ ary Sefarvaima+ ny mpanjakan’i Asyria. Ary napetrany hisolo ny zanak’Israely tao amin’ireo tanànan’i Samaria+ ireo olona ireo. Dia naka an’i Samaria ho fananany izy ireo, ka nonina tao amin’ireo tanàna tao.

  • Ezra 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy anefa i Zerobabela sy Jesoa+ ary ny sisa tamin’ireo lohan’ny+ fianakaviamben’ny Israely: “Tsy manan-jo hiaraka aminay hanorina trano ho an’Andriamanitray ianareo.+ Izahay ihany no hanorina ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, araka ny nandidian’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa.”

  • Lioka 9:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Koa nandefa iraka nialoha azy izy. Ary lasa ireo ka niditra tao amin’ny tanànan’ny Samaritanina,+ mba hanomana ny fahatongavany.

  • Asan’ny Apostoly 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa hoy izy tamin’ireo: “Fantatrareo tsara fa tsy azon’ny Jiosy atao ny miaraka amin’ny hafa firenena na ny manatona azy.+ Nasehon’Andriamanitra tamiko anefa fa tsy tokony hiantso olona hoe maloto na tsy madio aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara