Jaona 6:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Jaona 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izay mino ahy,+ dia ‘hisy rano velona hikoriana avy ao anatiny ao’,+ araka ny voalazan’ny Soratra Masina.”
35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+
38 Izay mino ahy,+ dia ‘hisy rano velona hikoriana avy ao anatiny ao’,+ araka ny voalazan’ny Soratra Masina.”