Ezekiela 16:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 “‘Dia hangoniko avy amin’ny fahababoana izy ireo,+ dia ny mponin’i Sodoma sy ireo tanàna niankina taminy, mbamin’ny mponin’i Samaria sy ireo tanàna niankina taminy. Hangoniko miaraka amin’izy ireo koa ny olonao babo,+ Romanina 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa ny finoana dia avy amin’izay re,+ ary izay re kosa dia avy amin’ny teny momba an’i Kristy.+
53 “‘Dia hangoniko avy amin’ny fahababoana izy ireo,+ dia ny mponin’i Sodoma sy ireo tanàna niankina taminy, mbamin’ny mponin’i Samaria sy ireo tanàna niankina taminy. Hangoniko miaraka amin’izy ireo koa ny olonao babo,+