FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Koa tafintohina noho ny aminy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+

  • Marka 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany+ sy eo amin’ny havany ary ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+

  • Lioka 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy mpaminany ekena ao amin’ny faritra niaviany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara