FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 54:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+

  • Jeremia 31:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo+ hoe: ‘Mahalalà an’i Jehovah!’+ Fa hahalala ahy izy rehetra, manomboka amin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.”+

  • Mika 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maro ny firenena ho any, ka hanao hoe: “Avia!+ Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah sy ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,+ ary handeha amin’ny atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna, ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara