FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary nandidy ny mpitsaranareo aho tamin’izay hoe: ‘Rehefa mihaino ny rahalahinareo hotsaraina ianareo, dia tsarao araka ny rariny+ izay manana ady amin’ny rahalahiny, na amin’ny vahiny+ monina eo aminy.

  • Ohabolana 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Natao ho an’ny hendry+ koa izao teny izao: Tsy tsara ny miangatra rehefa mitsara.+

  • Isaia 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hahafaly azy ny fahatahorana an’i Jehovah.+

      Tsy hitsara araka izay hitan’ny masony fotsiny izy, na hananatra araka izay ren’ny sofiny,+

  • Matio 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Fa manome ny ampahafolon’ny+ anana toy ny solila sy ny aneta ary ny komina ianareo, nefa tsy miraharaha izay mavesa-danja kokoa ao amin’ny Lalàna, dia ny manao ny rariny+ sy ny mamindra fo+ ary ny ho mendri-pitokisana.+ Tsy maintsy atao ireo, nefa tsy tokony havela koa ny zavatra hafa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara