Jaona 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tia anareo mantsy ny Ray, satria ianareo efa tia ahy+ ka nino fa avy tamin’ny Ray aho sady solontenan’ny Ray.+ 1 Jaona 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy dia naterak’Andriamanitra,+ ary izay rehetra tia an’ilay niteraka dia tia an’ilay naterany koa.+
27 Tia anareo mantsy ny Ray, satria ianareo efa tia ahy+ ka nino fa avy tamin’ny Ray aho sady solontenan’ny Ray.+
5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy dia naterak’Andriamanitra,+ ary izay rehetra tia an’ilay niteraka dia tia an’ilay naterany koa.+