Lioka 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hovoriny ny namany sy ny mpiara-monina aminy rehefa tonga any an-tranony izy, ka hilazany hoe: ‘Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ilay ondriko very.’+ Jaona 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy no vohan’ny mpiandry vavahady,+ ary mihaino ny feony ny ondry.+ Dia antsoiny amin’ny anarany avy ny ondriny, ka tarihiny hivoaka.
6 Dia hovoriny ny namany sy ny mpiara-monina aminy rehefa tonga any an-tranony izy, ka hilazany hoe: ‘Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ilay ondriko very.’+
3 Izy no vohan’ny mpiandry vavahady,+ ary mihaino ny feony ny ondry.+ Dia antsoiny amin’ny anarany avy ny ondriny, ka tarihiny hivoaka.