Matio 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+ Asan’ny Apostoly 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nanao fihetsika tamin’ny tanany+ izy mba hampangina azy ireo, ary nitantara tamin’ny an-tsipiriany ny namoahan’i Jehovah azy avy tao am-ponja. Ary hoy izy: “Lazao amin’i Jakoba+ sy ny rahalahy izany.” Dia nivoaka nankany an-toeran-kafa izy.
23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+
17 Fa nanao fihetsika tamin’ny tanany+ izy mba hampangina azy ireo, ary nitantara tamin’ny an-tsipiriany ny namoahan’i Jehovah azy avy tao am-ponja. Ary hoy izy: “Lazao amin’i Jakoba+ sy ny rahalahy izany.” Dia nivoaka nankany an-toeran-kafa izy.