Matio 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ka omeo ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra+ ianao, ary andao hanara-dia ahy.”+ Marka 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa azo namidy denaria telonjato mahery iny ka nomena ny mahantra!” Koa tezitra be tamin-dravehivavy ireo.+
21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ka omeo ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra+ ianao, ary andao hanara-dia ahy.”+
5 Fa azo namidy denaria telonjato mahery iny ka nomena ny mahantra!” Koa tezitra be tamin-dravehivavy ireo.+