FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Jakoba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria, ary i Maria niteraka an’i Jesosy,+ izay antsoina hoe Kristy.+

  • Matio 13:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?

  • Lioka 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra avy tany Galilia, avy tao an-tanànan’i Nazareta, koa i Josefa, satria anisan’ny taranak’i Davida+ sady fianakaviany. Koa nankany Jodia izy, ho ao an-tanànan’i Davida, izay atao hoe Betlehema,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara