Jaona 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tahaka ny itiavan’ny Ray ahy+ no itiavako anareo. Koa aza miala amin’ny fitiavako. Efesianina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+
2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+