Matio 26:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa anio alina, raha mbola tsy maneno ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Marka 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’izay dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa ianao io mihitsy no handa ahy intelo anio, eny, anio alina, raha mbola tsy maneno indroa ny akoho.”+ Lioka 22:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa hoy izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa intelo ho tsy mahalala ahy ianao.”+ Jaona 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nanda indray anefa i Petera, ary avy hatrany dia nisy akoho naneno.+
34 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa anio alina, raha mbola tsy maneno ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+
30 Tamin’izay dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa fa ianao io mihitsy no handa ahy intelo anio, eny, anio alina, raha mbola tsy maneno indroa ny akoho.”+
34 Fa hoy izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa intelo ho tsy mahalala ahy ianao.”+