FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 4:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tonga tany Kana+ any Galilia indray àry izy, dia tany amin’ilay nanovany rano ho divay.+ Ary nisy tandapa iray tao nanana zanakalahy narary tany Kapernaomy.+

  • Jaona 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Niaraka i Simona Petera, sy Tomasy izay atao koa hoe Ikambana,+ sy Natanaela+ avy any Kana, any Galilia, sy ireo zanak’i Zebedio+ ary ny mpianatra roa hafa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara