Jaona 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!”
26 Rehefa hitan’i Jesosy nijoro teo ny reniny sy ilay mpianatra tiany,+ dia hoy izy tamin-dreniny: “Io ny zanakao, ravehivavy!”