FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Izay mandà ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy. Ny teny+ nolazaiko no hitsara azy amin’ny andro farany,

  • Asan’ny Apostoly 24:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa niresaka momba ny fahamarinana+ sy ny fifehezan-tena+ ary ny fitsarana+ ho avy anefa i Paoly, dia natahotra izy ka nanao hoe: “Mandehana aloha, fa mbola hampaka anao ihany aho rehefa mety ny fotoanako.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara