Jaona 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+ Romanina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+ Romanina 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha ny marina, dia velona tsy nanan-dalàna aho fahiny.+ Rehefa tonga anefa ny didy,+ dia velona indray ny ota, fa izaho kosa maty.+
22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+
20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+
9 Raha ny marina, dia velona tsy nanan-dalàna aho fahiny.+ Rehefa tonga anefa ny didy,+ dia velona indray ny ota, fa izaho kosa maty.+