Marka 4:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa fanoharana+ maro toy izany no nentiny nitoriana ny teny tamin’ny olona, araka izay hain’ireo nohenoina. 1 Korintianina 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tsy afa-niresaka taminareo toy ny amin’ny olona araka ny fanahy+ aho, ry rahalahy, fa toy ny amin’ny olona araka ny nofo, toy ny amin’ny zaza bodo+ ao amin’i Kristy.
33 Koa fanoharana+ maro toy izany no nentiny nitoriana ny teny tamin’ny olona, araka izay hain’ireo nohenoina.
3 Ary tsy afa-niresaka taminareo toy ny amin’ny olona araka ny fanahy+ aho, ry rahalahy, fa toy ny amin’ny olona araka ny nofo, toy ny amin’ny zaza bodo+ ao amin’i Kristy.