Matio 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny+ tonga tao ivelany, nitady hiresaka taminy. Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny? Marka 3:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny,+ ka nijoro teo ivelany ary naniraka olona hiantso azy.+ Lioka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nankany amin’i Jesosy ny reniny sy ny rahalahiny,+ nefa tsy tody teo aminy noho ny habetsahan’ny vahoaka.+ Asan’ny Apostoly 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naharitra nivavaka tao anatin’ny firaisan-tsaina izy rehetra,+ mbamin’ny vehivavy sasany+ sy Maria renin’i Jesosy ary ny rahalahin’i Jesosy.+ 1 Korintianina 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+ Galatianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa tsy nahita apostoly hafa, ankoatra an’i Jakoba+ rahalahin’ny+ Tompo, aho.
46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny+ tonga tao ivelany, nitady hiresaka taminy.
55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?
19 Ary nankany amin’i Jesosy ny reniny sy ny rahalahiny,+ nefa tsy tody teo aminy noho ny habetsahan’ny vahoaka.+
14 Dia naharitra nivavaka tao anatin’ny firaisan-tsaina izy rehetra,+ mbamin’ny vehivavy sasany+ sy Maria renin’i Jesosy ary ny rahalahin’i Jesosy.+
5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+