FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+

  • 1 Tesalonianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Mbola tantarain’izy ireo foana mantsy ny nidiranay voalohany teo aminareo, sy ny nialanareo tamin’ny sampy+ ka nitodihanareo tamin’Andriamanitra mba hanompoana Andriamanitra velona+ sady tena izy,+

  • 1 Jaona 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fantatsika anefa fa tonga ny Zanak’Andriamanitra,+ ary nanome antsika fahiratan-tsaina+ izy mba hahalalantsika an’ilay tena Andriamanitra.+ Ary amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Zanany isika no tafaray+ amin’ilay tena izy, dia ilay tena+ Andriamanitra sy fiainana mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara