FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 6:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Dia namaly i Simona Petera+ hoe: “Tompo ô, hankany amin’iza moa izahay?+ Ianao no manana ny tenin’ny fiainana mandrakizay.+

  • Jaona 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo+ ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ary tsy manao na inona na inona araka ny nahim-poko aho,+ fa araka izay nampianarin’ny Ray ahy no ilazako izany.+

  • Jaona 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 satria tsy araka ny nahim-poko no nitenenako, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy ny amin’izay holazaiko sy hoteneniko.+

  • Jaona 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy mino ve ianao fa izaho tafaray amin’ny Ray, ary ny Ray tafaray amiko?+ Tsy araka ny nahim-poko no ilazako ny teny lazaiko aminareo, fa ny Ray izay tafaray foana amiko no manao ny asany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara