Marka 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra momba azy, nefa lozan’izay olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona! Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”+ Hebreo 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+
21 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra momba azy, nefa lozan’izay olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona! Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”+
27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+