FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hihinana azy izay rehetra mahita azy,+ ary ny fahavalony hiteny hoe:+ ‘Tsy ho meloka isika+ satria ry zareo no nanota tamin’i Jehovah, dia i Jehovah fonenan’ny fahamarinana+ sy fanantenan’ny razany.’”+

  • Romanina 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 sy mba hanehoana ny fahamarinany+ amin’izao fotoana izao, mba ho marina izy rehefa manambara fa marina+ ny olona mino an’i Jesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara