Asan’ny Apostoly 16:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa hoy kosa i Paoly tamin’izy ireo: “Romanina+ izahay nefa nokapohiny ampahibemaso na dia mbola tsy voaheloka aza, ary nataony am-ponja. Koa izao ve dia avoakany mangingina izahay? Tsia! Aoka izy ireo mihitsy no ho avy eto ka hamoaka anay.” Asan’ny Apostoly 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga tampoka aho niaraka tamin’ny andia-miaramila ka namonjy azy,+ satria reko fa Romanina izy.+
37 Fa hoy kosa i Paoly tamin’izy ireo: “Romanina+ izahay nefa nokapohiny ampahibemaso na dia mbola tsy voaheloka aza, ary nataony am-ponja. Koa izao ve dia avoakany mangingina izahay? Tsia! Aoka izy ireo mihitsy no ho avy eto ka hamoaka anay.”
27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga tampoka aho niaraka tamin’ny andia-miaramila ka namonjy azy,+ satria reko fa Romanina izy.+