FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 raha mbola manatsotra ny tananao hanasitrana ianao, ary manao famantarana sy zava-mahagaga+ amin’ny anaran’i+ Jesosy mpanomponao masina.”+

  • Asan’ny Apostoly 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary feno hatsaram-panahy sy hery i Stefana, ka nanao zava-mahagaga sy famantarana+ lehibe teo amin’ny vahoaka.

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+

  • Asan’ny Apostoly 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitory ela tao izy roa lahy, ary nanao izany tamim-pahasahiana araka ny fahefana nomen’i Jehovah. Nanamafy ny teny momba ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa mantsy Andriamanitra, ka nampanaoviny famantarana sy zava-mahagaga izy roa lahy.+

  • Asan’ny Apostoly 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nangina ny rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly, izay nitantara ny famantarana sy ny zava-mahagaga maro nasehon’Andriamanitra, tamin’ny alalan’izy roa lahy, teo amin’ny hafa firenena.+

  • Romanina 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 tamin’ny herin’ny famantarana sy zava-mahagaga,+ ary tamin’ny herin’ny fanahy masina, hany ka vitako tsara ny fitoriana ny vaovao tsara momba an’i Kristy,+ tany Jerosalema sy ny faritra rehetra hatrany Ilyrikiona.+

  • 2 Korintianina 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Efa naseho teo aminareo tokoa ny porofon’ny maha apostoly+ ahy: Tamin’ny fiaretana+ rehetra sy tamin’ny famantarana sy zava-mahagaga ary fahagagana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara