12 Ary hoy aho tamin’ny olona: “Raha mety aminareo,+ dia omeo ahy ny karamako. Fa raha tsy mety, dia aza omena.” Ary naloany ny karamako, ka farantsa volafotsy telopolo+ no nomeny.
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+