1 Korintianina 15:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Fa tsy maintsy hitafy ny tsy mety lo+ ity mety lo ity, ary tsy maintsy hitafy ny tsy mety maty ity mety maty+ ity. Apokalypsy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+
53 Fa tsy maintsy hitafy ny tsy mety lo+ ity mety lo ity, ary tsy maintsy hitafy ny tsy mety maty ity mety maty+ ity.
6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+