Deoteronomia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa tena eo akaikinao, izany hoe eo am-bavanao sy ao am-ponao ny teny,+ mba hotanterahinao.+ Ezekiela 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko+ ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona izay olona mitandrina izany.+ Jakoba 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+
11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko+ ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona izay olona mitandrina izany.+
22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+