Salamo 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+ Ohabolana 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iza no afaka milaza hoe: “Efa nanadio ny foko aho,+ ka madio tsy misy fahotana”?+ Mpitoriteny 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na iza na iza olo-marina eto ambonin’ny tany ka manao ny tsara dia mbola manota ihany.+
14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+