Genesisy 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary naneho finoana an’i Jehovah izy,+ ka neken’Andriamanitra ho isan’ny olo-marina.+ Galatianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Sahala amin’i Abrahama izay “naneho finoana an’i Jehovah, ka nekena ho isan’ny olo-marina izy.”+ Jakoba 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tanteraka àry ny voalaza ao amin’ny Soratra Masina hoe: “I Abrahama naneho finoana an’i Jehovah, ka neken’Andriamanitra ho isan’ny olo-marina izy.”+ Koa nantsoina hoe “naman’i Jehovah” izy.+
23 Tanteraka àry ny voalaza ao amin’ny Soratra Masina hoe: “I Abrahama naneho finoana an’i Jehovah, ka neken’Andriamanitra ho isan’ny olo-marina izy.”+ Koa nantsoina hoe “naman’i Jehovah” izy.+