Genesisy 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza ihinananao anefa ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy, fa amin’ny andro ihinananao azy, dia ho faty tokoa ianao.”+ Genesisy 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa hitan-dravehivavy fa mahate hihinana ilay hazo sady mahafinaritra ny maso, eny, mahafinaritra ny mijery azy.+ Koa nakany ny voany ka nohaniny. Avy eo dia nomeny koa ny vadiny rehefa tafaraka taminy, ary dia nihinana izy.+
17 Aza ihinananao anefa ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy, fa amin’ny andro ihinananao azy, dia ho faty tokoa ianao.”+
6 Koa hitan-dravehivavy fa mahate hihinana ilay hazo sady mahafinaritra ny maso, eny, mahafinaritra ny mijery azy.+ Koa nakany ny voany ka nohaniny. Avy eo dia nomeny koa ny vadiny rehefa tafaraka taminy, ary dia nihinana izy.+