Romanina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+ Hebreo 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa raha tena nahatonga ny olona ho lavorary+ ny fisoronan’ny+ Levita—satria anisan’ny Lalàna nomena ny vahoaka izy io+—dia inona indray no ilana+ hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe tahaka an’i Melkizedeka,+ fa tsy tahaka an’i Arona?
20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+
11 Koa raha tena nahatonga ny olona ho lavorary+ ny fisoronan’ny+ Levita—satria anisan’ny Lalàna nomena ny vahoaka izy io+—dia inona indray no ilana+ hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe tahaka an’i Melkizedeka,+ fa tsy tahaka an’i Arona?