Deoteronomia 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+ Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny tsy hiala amin’ny lalana tokony hizorany,Dia hataoko izay hahazoany famonjena avy amin’Andriamanitra.”+ Salamo 147:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+
8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny tsy hiala amin’ny lalana tokony hizorany,Dia hataoko izay hahazoany famonjena avy amin’Andriamanitra.”+
19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+