Isaia 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Akaiky ahy Ilay manambara ahy fa marina.+ Iza no afaka hiady amiko? Aoka izahay hifandahatra.+ Iza no miady amiko eo amin’ny fitsarana?+ Aoka izy hanatona ahy.+ Kolosianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany,
8 Akaiky ahy Ilay manambara ahy fa marina.+ Iza no afaka hiady amiko? Aoka izahay hifandahatra.+ Iza no miady amiko eo amin’ny fitsarana?+ Aoka izy hanatona ahy.+
22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany,