FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 sao mitady loza+ ianareo, ka manao sary sokitra ho anareo, dia sarin-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+

  • Salamo 106:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ka ny voninahitro+ dia natakalony

      Sarin’omby, izay biby mpihinam-bilona.+

  • Asan’ny Apostoly 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 hoe: “Ô rey olona e, fa maninona ianareo no manao izao? Olombelona+ tahaka anareo+ ihany ange izahay e! Ary mitory ny vaovao tsara aminareo izahay mba hialanareo amin’izao zava-poana+ izao ka hanatonanareo an’ilay Andriamanitra velona,+ izay nanao ny lanitra+ sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara