1 Tesalonianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tadidinay foana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika mantsy izay ataonareo+ noho ny finoanareo, sy ny asa mafy ataonareo amim-pitiavana, ary ny fiaretanareo vokatry ny fanantenanareo+ an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
3 Tadidinay foana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika mantsy izay ataonareo+ noho ny finoanareo, sy ny asa mafy ataonareo amim-pitiavana, ary ny fiaretanareo vokatry ny fanantenanareo+ an’i Jesosy Kristy Tompontsika.