Joba 37:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa aoka hatahotra azy ny olona,+Fa tsy mijery an’izay mihevi-tena ho hendry izy.”+ Ohabolana 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza mihevi-tena ho hendry.+ Matahora an’i Jehovah ka mialà amin’ny ratsy.+ Jakoba 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Iza aminareo no hendry sy mahira-tsaina? Aoka izy haneho izany amin’ny alalan’ny fitondran-tena tsara, ka ho hita eo amin’izay ataony+ fa maneho fahalemem-panahy avy amin’ny fahendrena izy.
13 Iza aminareo no hendry sy mahira-tsaina? Aoka izy haneho izany amin’ny alalan’ny fitondran-tena tsara, ka ho hita eo amin’izay ataony+ fa maneho fahalemem-panahy avy amin’ny fahendrena izy.